Entrée | areho > arehoka (rehoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | areho > araika (raika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be inclined, to be made to lean. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
![]() |