Entrée asabotsy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937] (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady
  [Rajemisa 1985] Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana.
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] Saturday
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] samedi
  [Rajaonarimanana 1995] (var. sabotsy) Samedi
Explications en italien  [Profita 1969] sabato
Explications en allemand  [Bergenholtz 1991] Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Mesure du temps
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15] Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady.
2 [Andraina: Mitaraina, page 57] Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay.
Citations 

Entrée Asabotsy
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en anglais  [Richardson 1885] the place of holding Saturday's market.
Explications en français  [Abinal 1888] Nom des marchés qui se tiennent en ce jour.
  [Rajaonarimanana 1995] Le marché du samedi
Vocabulaire 
Exemples  [Callet: Tantara, page 75] ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra Asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora.

Mis à jour le 2020/11/22