Entrée |
asotry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
|
| [Taimoro]
fararano, ririnina [1.78]
|
| [Taisaka]
tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [1.78]
|
| [Bara]
ririnina [1.78]
|
| [Bezanozano]
volana fahenina amin'y taona [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [1.78]
|
| [Sihanaka]
anaram-bolana voalohany amin'ny taona [1.78]
|
| fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
|
Explications en français | [Taisaka]
saison fraîche, d'avril à juillet [1.82]
|
| [Tankarana]
mois sakalava correspondant à décembre. [1.19]
|
| saison sèche [1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ |
|