Entrée | atao (tao) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo ¶ Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy ¶ Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho ¶ Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony ¶ Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra ¶ Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra ¶ Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano ¶ Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | to be done [1.7] | ||||||||||||||||
Explications en français | qu'on fait, qu'on fabrique [1.8] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||||
Titres |
| ||||||||||||||||
Exemples | Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472] | ||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot atao | ||||||||||||||||
Anagrammes | Atoa, aato, aota |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |