Entrée 1/2 atsimo andrefana
Mots élémentaires atsimo ; andrefana
Partie du discours locution
Explications en malgache Sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [1.1]
Exemples 
1Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao [2.643]
2Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [1.38]
Vocabulaire 

Entrée 2/2 Atsimo Andrefana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Illustrations 

Mis à jour le 2023/03/21