Entrée 1/2 atsinanana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Explications en anglais The east; atinanana is used in provinces. [1.2]
 The east [1.7]
Explications en français Est [1.3, 1.8]
Exemples 
1Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
2Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : atsinanana, atsinanany, atsinanan', atsinanan-, atsinanam-
Dérivés 
 
Antonymes 
Mots composés 
Holonyme 
Hypéronyme 
Autres orthographes 
Proverbes 

Entrée 2/2 Atsinanana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Illustrations 

Mis à jour le 2023/09/10