Entrée |
atỳ
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | here, not in sight [Hallanger 1973]
|
Explications en français | ici, pas visible [Hallanger 1974]
|
Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entrée |
aty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the insides of anything; a room [Hallanger 1973]
|
Explications en français | [Tankarana]
intérieur [David: Dialectes (takila B)]
|
| intérieur, ce qui est au dedans [Abinal 1888]
|
| l'intérieur, le dedans [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
aty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the liver [Hallanger 1973]
|
Explications en français | [Tankarana]
foie; poumon [David: Dialectes (takila B)]
|
| foie [Abinal 1888]
|
| le foie [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
atin-kena |
Citations |
|
Entrée |
aty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Merina]
La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
aty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Rakotosaona 1975]
|
|