Entrée |
baba
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara, Sihanaka, Tanosy]
Ray [1.78]
|
| [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy]
Dada [1.78]
|
| Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
|
Explications en anglais | Father [1.2]
|
Explications en français | (vieux mot). Papa [1.3]
|
Exemples |
1 | tsy tiako akory izany, ry baba.
[2.69]
|
2 | maty aho ty baba, maty aho ty neny!
[2.606]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ ~ ~ ~ |
Analogues |
bababe ~
babahely |
|
Entrée |
baba
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
|
Explications en anglais | An expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
|
Explications en français | Beau, magnifique, fameux [1.3]
|
Mots composés |
|
Analogues |
babaray ~
babareny |
|
Entrée |
baba
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
miharihary
[1.78]
|
|
Entrée |
baba
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Jereo babaka
[1.1]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|