Entrée bahana
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885] sitting or standing in a straddling manner.
  [Hallanger 1973] a straddling
Explications en français  [Abinal 1888] Position des membres écartés, surtout des jambes
  [Hallanger 1974] position des jambes écartées
Dérivations 
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 230] Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 44] Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony.
Citations 

Entrée bahana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena
Explications en anglais  [Richardson 1885] an impediment, a hindrance, a barrier.
Explications en français  [Abinal 1888] barrière
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31