Entrée |
Baiboly
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Explications en malgache | Ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny
Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38]
|
| Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1]
|
Explications en anglais | The Scriptures, the Bible [1.2]
|
Explications en français | Nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3]
|
Auteur | |
Exemples |
1 | Mamaky ny baiboly ny sasany.
[2.445]
|
2 | Mba nomena Baiboly izy hamaky.
[2.356]
|
3 | Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny Baiboly.
[2.528]
|
4 | dia ny mampiely Baiboly homena ny olona tahanana Baiboly;
[2.59]
|
5 | Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny Baiboly ny anaran-dRadama.
[2.649]
|
|
Synonymes | |
Origine | Anglais: bible.
|
Articles |
Table des Matières | |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|