Entrée banjinina (banjina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
¶ Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [1.1]
Explications en anglais to be stared at, to be looked at [1.7]
Explications en français qu'on regarde fixement [1.8]
Morphologie 
banjinina
banjiniko
banjininao
banjininy
banjinintsika
banjininay
banjininareo
banjinin'
banjinin-
banjinim-
banjini-
nobanjinina
nobanjiniko
nobanjininao
nobanjininy
nobanjinintsika
nobanjininay
nobanjininareo
nobanjinin'
nobanjinin-
nobanjinim-
nobanjini-
hobanjinina
hobanjiniko
hobanjininao
hobanjininy
hobanjinintsika
hobanjininay
hobanjininareo
hobanjinin'
hobanjinin-
hobanjinim-
hobanjini-
banjino
Exemples 
1Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [2.508]
2Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [2.285]

Mis à jour le 2023/01/20