Entrée | bibilava (biby, lava) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany | ||||
Explications en anglais | [Richardson 1885] A name for snakes. | ||||
Explications en français | [Rajemisa: Vakoka] nom générique de serpents | ||||
[SLP 1986] serpent | |||||
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot bibilava | ||||
Articles | Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly | ||||
Mis à jour le 2022/07/30 |
![]() |