Entrée | bolaky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1] | |
Explications en anglais | a pulley [1.7] | |
Explications en français | palan, poulie [1.8] | |
Origine | Anglais: block and tackle. | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |