Entrée da
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-damba [1.1]
Explications en anglais a kind of print-calico [1.2]
Explications en français Damas, étoffe damassée [1.3]
Vocabulaire 
Origine Français: damas.

Entrée dama
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Explications en français hie de paveur [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: dame.

Entrée dama
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: dames.

Entrée Dama
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Mots composés, titres, noms 

Entrée Dama
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes Damalahy ~ Ilaidama ~ Lahidama ~ Radama
Exemples 
1Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
2Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]

Mis à jour le 2022/11/13