Entrée diboka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1]
Explications en anglais Full, crowded, covered, as with water [1.2]
Dérivés 
Mots composés, titres, noms 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31