Entrée | elon' aina | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Lamba misarin' elo misy tady izay idinana avy eny amin' ny fiaramanidina mitsingevaheva eny amin' ny habakabaka: Ireo mpidina amin' ny elon' aina [1.1] | |
Mots élémentaires | elo, aina | |
Mis à jour le 2023/05/25 |
![]() |