Entrée |
eo
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao) Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1]
|
Explications en anglais | Here (in sight) [1.7]
|
Explications en français | Ici (visible) [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
eo |
Passé : |
teo |
Futur : |
ho eo |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|