Entrée | 1 eroa |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Ary [1.78] 4 Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explications en anglais |
5 There far away (in sight) [1.7] |
Explications en français |
6 Là bien loin, visible [1.8] |
Exemples |
7 Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324] 8 Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
15 Tous les adverbes |
Anagrammes | 16 aore, areo, erao, eroa, orea |
Mis à jour le 2023/08/03 |