Explications en malgache | Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra ¶ Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
|
Morphologie |
Présent |
esoina,
esoiko,
esoinao,
esoiny,
esointsika,
esoinay,
esoinareo,
esoin',
esoin-,
esoim-,
esoi- |
Passé |
nesoina,
nesoiko,
nesoinao,
nesoiny,
nesointsika,
nesoinay,
nesoinareo,
nesoin',
nesoin-,
nesoim-,
nesoi- |
Futur |
hesoina,
hesoiko,
hesoinao,
hesoiny,
hesointsika,
hesoinay,
hesoinareo,
hesoin',
hesoin-,
hesoim-,
hesoi- |
Impératif |
esoy |
|