Entrée |
etona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Setroka Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
[1.1, 1.78]
|
Explications en anglais | Vapor, smoke, steam [1.7]
|
Explications en français | Fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Chaleur suffocante, étouffée Odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
|
| Gaz [1.5]
|
Exemples |
1 | Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina.
[2.472]
|
2 | Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any.
[2.4]
|
|
Morphologie |
Simple : |
etona,
etoko,
etonao,
etony,
etontsika,
etonay,
etonareo,
eton',
eton-,
etom-,
eto- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
etona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
etoña
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Lalana, lalan-kely [1.78]
|
Synonymes | |
|