Entrée | etsy ange | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1] | |
Explications en anglais | Come here; listen [1.7] | |
Explications en français | écoute un peu, viens ici [1.3] | |
Viens ici [1.8] | ||
Exemples | Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba?
[2.499] | |
Mots élémentaires | etsy, ange | |
Mis à jour le 2023/08/21 |
![]() |