Entrée fahavitrihana (vitrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana [1.1]
Explications en français L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur [1.3]
Synonymes havitrika ~ havitrihana
Exemples 
1Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470]
2Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny. [1.384]

Mis à jour le 2023/01/06