Entrée faingomihantona (faingo, hantona)
Partie du discours nom
Explications en malgache faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [Rajemisa 1985 page 198]
 maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [Rajemisa 1985 page 198]
Explications en français [ faingo mihantona ] apostrophe [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Signes de ponctuation

Mis à jour le 2022/01/19