Entrée |
famarana
(fatra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
|
Explications en anglais | [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
|
| a measure of capacity [1.7]
|
Explications en français | mesure de capacité [1.8]
|
Exemples |
1 | Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola.
[2.113]
|
2 | ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany.
[2.366]
|
|
Articles |
|
Entrée |
famarana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanosy]
fanozonana [1.78]
|
|