Entrée fanalahidy (ala, hidy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana
Explications en anglais  [Richardson 1885] [hidy, a lock.] a key. See lakile.
  [Hallanger 1973] a key
Explications en français  [Hallanger 1974] la clé d'une serrure
  [SLP 1986] clé, clef
Analogues  fanala gadra ~ lakile
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina] ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
2 [Andriamalala: Taolambalo] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
3 [Andraina: I Vola] Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30