Entrée fanandroana (andro)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1]
Explications en français l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3]
Exemples 
1Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113]
2Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296]

Entrée Fanandroana
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre fianarana manisa andro malagasy
Auteur Rabesata Arima
Editions 2000/01. Largeur: 15cm. Hauteur: 21cm. Pages: 60. Exemplaires: 1000. Newprint.
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2023/01/20