Entrée fandafarana (lafatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao
¶ Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo
  [SLP 1986] fametrahana miambaratonga
Explications en français  [SLP 1986] gradation

Mis à jour le 2020/07/31