Entrée | fandeha (leha) | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny ¶ Dia: Adanodano ny fandehanao ¶ Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao? ¶ Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en français | la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [Abinal 1888] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot fandeha | ||||||||
Entrée | fandeha | ||||||||
Partie du discours | conjonction | ||||||||
Explications en anglais | yet, but. See nefa. [Richardson 1885] | ||||||||
Analogues | kandeha ~ nefa | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |