Entrée fandinganana (dingana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsambikinana, fihoarana: Ilana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny vehivavy
¶ Tsy diatsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zavatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin' ilay kilasy nodinganina
¶ Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny hevitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io [1.1]
Explications en français L’action d’enjamber, de franchir, de sauter, d’omettre, d'empiéter, d’anticiper, les pierres qui servent à sauter l'eau [1.3]
Exemples roambinifolo taona no efa nanaovany azy, ary ny efa vita tsara 500 dia, ary 180 mandingana raha atao tahaka ny fandinganana amin'ny fandiavana amin'ny filaharan'ny miaramila. [2.366]

Mis à jour le 2023/01/07