Entrée |
fanodina
(hodina)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? ¶ Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | manière de faire tourner [Abinal 1888 page 257]
|
Exemples | Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [Razafiarivony: Harivolana, page 57]
|
|
Entrée |
fanodina
(odina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | manière de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
|
Synonymes | |
|