Entrée | fanohofana (tohoka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona ¶ Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985] | |
Entrée | fanohofana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Taimoro] famonoan-jaza [Rakotosaona 1975] | |
Vocabulaire | Santé | |
Synonymes | hohoka | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |