Entrée fanohoka (tohoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano [Rajemisa 1985]

Entrée fanohoka (tohoka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Azo atohoka [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31