Entrée fanoloana (solo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
¶ Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [Rajemisa 1985]
Explications en français L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause [Abinal 1888 page 623]
 substitution [SLP 1986]
Exemples 
1Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra. [Andraina: Mitaraina, page 95]
2Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [SeFaFi , page 2003/04/11]

Entrée fanoloana (oloana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Izay olona eo anoloana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2021/01/15