Entrée fanombohana (tomboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
¶ Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [Rajemisa 1985]
Explications en français L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [Abinal 1888 page 720]
Mots composés, titres, noms 

Entrée fanombohana (tomboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2022/01/19