Entrée fanompoana (tompo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937] raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama
  [Rajemisa 1985] Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
¶ Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
¶ Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama.
  [SLP 1986] asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina
Explications en anglais  [Hallanger 1973] servitude; services rendered; forced labor under former government regulations
Explications en français  [Hallanger 1974, SLP 1986] corvée
  [Hallanger 1974] servitude; action de servir
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 215] fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana
2 [Rahajarizafy: Kabary, page 68] fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana
Citations 

Entrée fanompoana (tompo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Ravelomanana: Lalana, page 215] Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra

Mis à jour le 2020/07/31