Entrée | fanondroana (tondro) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |