Entrée faritany (fary, tany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
¶ Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Explications en anglais (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
 a certain territory or region [1.7]
Explications en français territoire, région [1.8]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31