Entrée fasika
Partie du discours nom
Explications en malgache Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [Richardson 1885]
 sand [Hallanger 1973]
Explications en français sable [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [Ravelomanana: Lalana, page 62]
2Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [FOFAFIPE: Tongavola, page 94]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot fasika (2): Ampasimavo, Andranofasika

Entrée fasika
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [Rajemisa 1985]
Explications en anglais fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [Richardson 1885]
Dérivations 

Mis à jour le 2021/03/12