Entrée fasiny
Partie du discours nom
Explications en malgache Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1]
Explications en anglais a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2]
Vocabulaire 

Entrée fasiny
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes fisiña, safiny, fanisy

Mis à jour le 2020/07/31