Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao ¶ Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a corpse, death [Richardson 1885]
|
| a corpse [Hallanger 1973]
|
Explications en français | un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) ¶ un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) ¶ un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) ¶ signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [Abinal 1888]
|
| cadavre [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
faty
fatiko
fatinao
fatiny
fatintsika
fatinay
fatinareo
fatin'
fatin-
fatim-
| |
-paty
-patiko
-patinao
-patiny
-patintsika
-patinay
-patinareo
-patin'
-patin-
-patim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | hazo va aho ka ho faty mahitsy? [Fox: Hainteny, numéro 245]
|
Citations |
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [Abinal 1888]
|
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Sakalava]
(prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction.
Graines tinctoriales » (Samat).
Probablement un carissa (Apocynaceae).
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|