Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao ¶ Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
a corpse, death |
| [Hallanger 1973]
a corpse |
Explications en français | [Abinal 1888]
un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) ¶ un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) ¶ un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) ¶ signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) |
| [Hallanger 1974]
cadavre |
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
faty
fatiko
fatinao
fatiny
fatintsika
fatinay
fatinareo
fatin'
fatin-
fatim-
| |
-paty
-patiko
-patinao
-patiny
-patintsika
-patinay
-patinareo
-patin'
-patin-
-patim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | [Fox: Hainteny, numéro 245]
hazo va aho ka ho faty mahitsy?
|
Citations |
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho |
Explications en français | [Abinal 1888]
perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) |
|
Entrée |
faty
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Boiteau 1997]
[Sakalava]
(prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction.
Graines tinctoriales » (Samat).
Probablement un carissa (Apocynaceae).
|
Vocabulaire |
|