Entrée |
fehizoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra [1.1]
|
Explications en anglais | [ fehy zoro ] A corner-stone [1.2]
|
| A cornerstone [1.7]
|
Explications en français | Pierre angulaire [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro.
[1.437]
|
2 | Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto Fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra.
[2.528]
|
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | fehy,
zoro |
Mots composés |
|
Articles |
|