Entrée |
fehy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores.
[1.1]
|
Explications en anglais | A tie, a knot Superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2]
|
| The act of tying; a knot [1.7]
|
Explications en français | Action de lier; noeud [1.8]
|
Exemples |
1 | Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana.
[2.356]
|
2 | ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
fehitenda ~
fehivozo ~
fehizoro |
Proverbes |
|