Entrée |
feo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina ¶ (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1]
|
Explications en anglais | the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2]
|
| the voice. ¶ a sound. [1.7]
|
Explications en français | voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) ¶ figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3]
|
| la voix. ¶ un son. [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple |
feo,
feoko,
feonao,
feony,
feontsika,
feonay,
feonareo,
feon',
feon-,
feom- |
Préfixée |
-peo,
-peoko,
-peonao,
-peony,
-peontsika,
-peonay,
-peonareo,
-peon',
-peon-,
-peom- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | hoy ny feo henon-dRivo namaly azy.
[2.529]
|
2 | Maharenina, hoy ny feo avon' Idada.
[2.332]
|
3 | henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry!
[1.267]
|
|
Proverbes |
|