Entrée (1/2) | 1 fidina (fidy) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1] |
Explications en anglais |
4 To be chosen [1.2, 1.7] 5 To be selected [1.2] |
Explications en français |
6 Qu'on choisit [1.8] |
Exemples |
7 I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1] 8 Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 fidina (idina) |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1] |
Explications en français |
16 Manière de descendre [1.3] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |