Entrée fihasinana (hasina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937] ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy
  [Rajemisa 1985] toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny
Explications en français  [Abinal 1888] lieu de la consécration, du couronnement

Entrée fihasinana (hasina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fiolanana; fandrotsirotsiana

Entrée Fihasinana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937] renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza

Mis à jour le 2020/07/31