Entrée fihemorana (hemotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo
¶ Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana
¶ Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano
¶ Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the act of drawing back; backsliding; a decline
Explications en français  [Hallanger 1974] recul, retrait; déchéance, déclin
  [Rakotonaivo 1993] reculade
Antonymes 
Exemples 
1 [SeFaFi ] Ny azo iantsoana ny "raharaha Daewoo" dia niafara tamin' ny fihemorana ankapobe teo amin' ireo antokon' olona roa voakasika.
2 [Ramangamalefaka: Solony] Tonga ny mpampakatra sy ny mpaka, nefa sampona ny raharaha, ka fara fahatsarany, hahemotra aoriana, raha tsy ho fihemorana mandrakizay!

Mis à jour le 2020/07/31