Entrée firaisam-pokontany (iray, foko, tany)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] littéralement "union des collectivités [...]
Vocabulaire 
Synonymes firaisana
Exemples  [SeFaFi ] Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.

Mis à jour le 2022/02/28