Entrée 1/2 firaisana (iray)
Partie du discours nom
Explications en anglais Union; agreement [1.7]
Explications en français Union; accord [1.8]
 Rapport sexuel, accouplement [1.13]
Exemples 
1Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356]
2Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332]
Mots composés 
Titres Firaisambe Afrikana
Analogues  filomiana
Proverbes 

Entrée 2/2 firaisana (iray)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes firaisam-pokontany

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/09