|
|
|
|

Entrée1  firenena (reny)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Politique
Explications en malgache  4  Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Explications en anglais  5  A nation [1.2, 1.7]
6  A clan, a race, a tribe [1.2]
7  A people [1.7]
Explications en français  8  Nation [1.3, 1.8]
9  Tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
10  Peuple [1.8]
Exemples  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot firenena
Article  24  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/06/11